| Entrée | 1 fifanalana hazakazaka | 
| Mots élémentaires | 2 fifanalana, 3 hazakazaka | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en français | 5   concours à la course [1.3#18] | 
| Exemples | 6   Tsy fantatrareo va fa maro no indray mihazakazaka ao amin' ny tany fifanalana hazakazaka, nefa iray monja no mahazo loka? Mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo.
[2.996#53.9.24] | 
| Vocabulaire | 7 Sports | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |